Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 26:31 - DIEM PROTESTANTA

31 ny Asrielita avy tamin’i Asriela, ny Sekemita avy tamin’i Sekema,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 ary avy tamin’i Asriela, ny fianakavian’ny Asrielita; ary avy tamin’i Sekema, ny fianakavian’ny Sekemita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 ny Asrielita avy tamin’i Asriela, ny Sekemita avy tamin’i Sekema,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 I Asriela iavian’ny fokon’ny Asrielita, i Sekema iavian’ny fokon’ny Sekemita;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 ary avy tamin’i Asriela ny fokon’ny Asrielita; ary avy tamin’i Sekema ny fokon’ny Sekemita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 ary avy tamin'i Äsriela ny fokon'ny Asrielita; ary avy tamin'i Sekema ny fokon'ny Sekemita;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:31
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny taranak’i Gilehada dia ireto fianakaviana ireto: ny Ihezerîta avy tamin’i Ihezera, ny Helekita avy tamin’i Heleka,


ny Semidita avy tamin’i Semida, ary ny Heferita avy tamin’i Hefera.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra