Nony nifoha i Balaama, ny maraina, dia nilaza tamin’ireo andriandahin’i Balàka hoe: «Mandehana any amin’ny taninareo, fa lavin’i Iaveh ka tsy avelany handeha miaraka aminareo aho.»
Nomery 22:14 - Baiboly Katolika Dia nitsangana tamin’izay ireto andriandahin’i Moaba, ka lasa niverina tany amin’i Balàka, sy nilaza taminy hoe: «Nandà i Balaama ka tsy nety nandeha niaraka taminay.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niainga ireo andriandahin’i Moaba ka tonga tany amin’i Balaka ary nilaza hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay i Balama. DIEM PROTESTANTA Dia lasa ireo olo-manan-kajan’i Môaba niverina tany amin’i Balàka, ka nilaza taminy hoe: «Tsy nety niaraka taminay i Balahama.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia lasa ireo olo-manan-kajan’i Môaba niverina tany amin’i Balàka, ka nilaza taminy hoe: «Tsy nety niaraka taminay i Balahama.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary niainga ireo andriandahin’i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama. Malagasy Bible Ary niainga ireo andriandahin'i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama. La Bible en Malgache Dia niainga ireo andriandahin’i Moaba ka tonga tany amin’i Balaka ary nilaza hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay i Balama. |
Nony nifoha i Balaama, ny maraina, dia nilaza tamin’ireo andriandahin’i Balàka hoe: «Mandehana any amin’ny taninareo, fa lavin’i Iaveh ka tsy avelany handeha miaraka aminareo aho.»
«Moa tsy efa naniraka tany aminao va aho, nampaka anao? Nahoana no dia tsy nankatỳ amiko ianao? Sa dia tsy hahay manome voninahitra anao marina tokoa aho?»