‹Indro ilay firenena nivoaka avy tany Ejipta fa mandrakotra ny tany, tongava atỳ amiko àry ka hanozona azy ianao; izany angamba no hahazoako mandresy azy sy mandroaka azy.› »
Nomery 22:10 - Baiboly Katolika Dia hoy ny navalin’i Balaama an’Andriamanitra: «I Balàka, zanak’i Sefôra mpanjakan’i Moaba no naniraka an’ireo hilaza amiko hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe: DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Balama tamin’Andriamanitra: Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: Malagasy Bible Dia hoy Balama tamin'Andriamanitra: Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: La Bible en Malgache Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe: |
‹Indro ilay firenena nivoaka avy tany Ejipta fa mandrakotra ny tany, tongava atỳ amiko àry ka hanozona azy ianao; izany angamba no hahazoako mandresy azy sy mandroaka azy.› »
Ary tonga tamin’i Balaama Andriamanitra ka nanao hoe: «Iza moa ireto olona ato aminao ireto?»
Afa-tsy izay maty an’ady dia novonoiny koa ny mpanjakan’i Madiàna: i Evỳ, i Rekema, i Sora, i Hora, ary i Reba, mpanjakan’i Madiàna dimy lahy. Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balaama zanak’i Beôra.