Nomery 31:8 - Baiboly Katolika8 Afa-tsy izay maty an’ady dia novonoiny koa ny mpanjakan’i Madiàna: i Evỳ, i Rekema, i Sora, i Hora, ary i Reba, mpanjakan’i Madiàna dimy lahy. Novonoiny tamin’ny sabatra koa i Balaama zanak’i Beôra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary matiny niaraka tamin’ireny koa ny mpanjakan’i Midiana dimy lahy, dia i Evy, i Rekema, i Zora, i Hora ary i Reba; ary i Balama, zanak’i Beora koa dia novonoiny tamin’ny sabatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Matin’ny Israelita koa ny mpanjaka midianita dimy lahy, dia i Evỳ sy i Rekema, i Tsoro sy i Hora ary i Reba. Novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ihany koa i Balahama zanakalahin’i Behôra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Matin’ny Israelita koa ny mpanjaka midianita dimy lahy, dia i Evỳ sy i Rekema, i Tsoro sy i Hora ary i Reba. Novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ihany koa i Balahama zanakalahin’i Behôra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 ary ny mpanjakan’i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin’ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak’i Beora, koa dia novonoiny tamin’ny sabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 ary ny mpanjakan'i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin'ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak'i Beora, koa dia novonoiny tamin'ny sabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary matiny niaraka tamin’ireny koa ny mpanjakan’i Midiana dimy lahy, dia i Evy, i Rekema, i Zora, i Hora ary i Reba; ary i Balama, zanak’i Beora koa dia novonoiny tamin’ny sabatra. Jereo ny toko |