Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 22:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Dia hoy ny navalin’i Balaama an’Andriamanitra: «I Balàka, zanak’i Sefôra mpanjakan’i Moaba no naniraka an’ireo hilaza amiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia hoy Balama tamin’Andriamanitra: Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia hoy Balama tamin'Andriamanitra: Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 22:10
3 Rohy Ifampitohizana  

«Ilay vahoaka izay niala tany Ejipta dia mandrakotra ny taniko. Koa mba tongava atỳ re ianao, hanozona azy; angamba haharesy azy aho amin’izay ka haharoaka azy.»


Ary nankao amin’i Balahama kosa Andriamanitra ka nanontany azy hoe: –Iza moa ireo lehilahy tonga ato aminao ireo?


Matin’ny Israelita koa ny mpanjaka midianita dimy lahy, dia i Evỳ sy i Rekema, i Tsoro sy i Hora ary i Reba. Novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ihany koa i Balahama zanakalahin’i Behôra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra