Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 2:26 - Baiboly Katolika

ary 62.700 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny miaramilany izay voaisa dia fitonjato sy roa arivo sy enina alina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny miaramilany izay voaisa dia fitonjato sy roa arivo sy enina alina.

Jereo ny toko



Nomery 2:26
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisy 62.700 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Dana.


Ny fanevan’ny tobin’i Dana no ho eo avaratra, mbamin’ny antokony. Ny filohan’ny taranak’i Dana dia i Ahiesera zanak’i Amisadaìa;


Ny fokon’i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Asera dia i Fegiela zanak’i Okrana,


Ary nisy 64.400 no totalin’ny fokon’ny Sohamita araka ny voaisa amin’izy ireo.