Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 2:15 - Baiboly Katolika

ary 45.650 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny miaramilany izay voaisa dia dimampolo sy eninjato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny miaramilany izay voaisa dia dimampolo sy eninjato sy dimy arivo sy efatra alina.

Jereo ny toko



Nomery 2:15
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisy 45.650 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Gada.


Manaraka izany dia ny fokon’i Gada. Ny filohan’ny taranak’i Gada dia i Eliazafa zanak’i Doela,


Ka dia 151.450 no totalin’ny eo amin’ny tobin-dRobena, araka ny lehilahy voaisa manaraka ny antokony avy. Ireo no ho laharana faharoa eny an-dalana.


Ireo no fokon’ny zanak’i Gada, araka ny voaisa amin’izy ireo, dia 40.500.