Nomery 2:11 - Baiboly Katolika Ary 46.500 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny miaramilany izay voaisa dia dimanjato sy enina arivo sy efatra alina. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina. Malagasy Bible ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina. La Bible en Malgache Ny miaramilany izay voaisa dia dimanjato sy enina arivo sy efatra alina. |
Ny fanevan’ny tobin-dRobena no ho eo amin’ny lafiny atsimo mbamin’ny antokony avy. Ny filohan’ny tarana-dRobena dia i Elizora zanak’i Sedeora.
Ny fokon’i Simeôna no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Simeôna, dia i Salamiela zanak’i Sorisadaia;