Nomery 19:5 - Baiboly Katolika Dia hodorana eo imasony ilay omby, hodorana ny hodiny, ny nofony, ny rany, mbamin’ny tain-drorohany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hodorana eo imasony ilay vantotra ombivavy ka ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa. DIEM PROTESTANTA Hodorana eo imasony ilay ombivavy miaraka amin’ny hodiny sy ny henany ary ny tsinainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hodorana eo imasony ilay ombivavy miaraka amin’ny hodiny sy ny henany ary ny tsinainy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hodorana eo imasony ilay vantotr’ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa. Malagasy Bible Dia hodorana eo imasony ilay vantotr'ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny ràny mbamin'ny tain-drorohany dia hodorana avokoa. La Bible en Malgache Hodorana eo imasony ilay vantotra ombivavy ka ny hodiny sy ny henany ary ny rany mbamin’ny tain-drorohany dia hodorana avokoa. |
Fa ny nofon’ny ombalahy kosa mbamin’ny hodiny sy ny tain-drorohany, dory amin’ny afo any ivelan’ny toby; sorona noho ny ota izany.»
Sitrak’i Iaveh ny nanorotoro Azy tamin’ny fijaliana, nefa rehefa voaatitry ny fanahiny ny sorom-panonerana, dia hahita taranaka Izy, ho lava andro hiainana, ary hambinina eo an-tanany ny hevitra nokasain’i Iaveh.
Havoakany ho any ivelan’ny toby ny ombalahy, dia hodorany toy ilay ombalahy voalohany teo. Izany no sorona noho ny otan’ny fiangonana.