Nomery 18:32 - Baiboly Katolika
Rehefa ny tsara indrindra aminy no natokanareo, dia tsy hahazo heloka ny amin’izany ianareo; tsy handoto ny fanatitra masina avy amin’ny zanak’i Israely, ka tsy ho faty ianareo.»
Jereo ny toko
Tsy hahazoanareo heloka ireny raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo; ary tsy mandoto ny zava-masina aterin’ny Zanak’Israely ianareo ka tsy ho faty.
Jereo ny toko
Tsy manota akory ianareo amin’izany, rehefa ny ampahany tsara indrindra aminy no navahanareo; tsy handoto ny fanatitra masina entin’ny Israelita akory ianareo, ka dia tsy ho faty.

Ary tsy hahazoanareo heloka ireny, raha maka ny tsara indrindra avy aminy hianareo; ary tsy holotoinareo ny zava-masina aterin’ny Zanak’Isiraely, dia tsy ho faty hianareo.
Jereo ny toko
Ary tsy hahazoanareo heloka ireny, raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo; ary tsy holotoinareo ny zava-masina aterin'ny Zanak'Isiraely, dia tsy ho faty ianareo.
Jereo ny toko
Tsy hahazoanareo heloka ireny raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo; ary tsy mandoto ny zava-masina aterin’ny Zanak’Israely ianareo ka tsy ho faty.
Jereo ny toko