Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 17:23 - Baiboly Katolika

Nony ampitso, niverina tao an-trano lain’ny vavolombelona i Môizy, ka indro fa ny tehin’i Aarôna, dia naniry vony ho an’ny fokon’i Levì, naniriam-bokony sy nivelaram-bony ary namoazana amandy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nony ampitso dia niditra tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona i Mosesy ary indro, nitsimoka tokoa ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amanda masaka.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny ampitso dia niditra tao amin’ny Tranolay i Mosesy, ka nahita fa ny tehin’i Aharôna izay anisan’ny fokon’i Levỳ dia nitsimoka sy namony ary namoa voankazo masaka.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny ampitso dia niditra tao amin’ny Tranolay i Mosesy, ka nahita fa ny tehin’i Aharôna izay anisan’ny fokon’i Levỳ dia nitsimoka sy namony ary namoa voankazo masaka.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary nony ampitso dia niditra tao amin’ny trano-lain’ny Vavolombelona Mosesy, ary indro fa nitsimoka ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amygdala.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nony ampitso dia niditra tao amin’ny tranolain’ny Vavolombelona i Mosesy ary indro, nitsimoka tokoa ny tehin’i Arona, izay ho an’ny taranak’i Levy, dia nanaroka sy namony ka namoa amanda masaka.

Jereo ny toko



Nomery 17:23
0 Rohy Ifampitohizana