Nomery 17:19 - Baiboly Katolika Dia hapetrakao ao an-trano lay fihaonana ireo, eo anoloan’ny vavolombelona, izay hihaonako aminareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hataonao ao amin’ny tranolay fihaonana ireo, eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo. DIEM PROTESTANTA Hapetrakao ao amin’ny Tranolay fihaonana ireo tehina ireo, eo anoloan’ny Vatamasina itahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, dia ilay toerana ihaonako aminareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hapetrakao ao amin’ny Tranolay fihaonana ireo tehina ireo, eo anoloan’ny Vatamasina itahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, dia ilay toerana ihaonako aminareo. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hataonao ao amin’ny trano-lay fihaonana ireo, dia eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo. La Bible en Malgache Dia hataonao ao amin’ny tranolay fihaonana* ireo, eo anoloan’ny Vavolombelona, izay ihaonako aminareo. |