Nomery 17:18 - Baiboly Katolika Ny anaran’i Aarôna no soraty amin’ny tehin’i Levỳ, fa ho iray ny tehina isam-pilohan’ny fokom-pianakaviany avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. DIEM PROTESTANTA afa-tsy ny an’ny fokon’i Levỳ izay hametrahanao ny anaran’i Aharôna, satria tehina iray ihany isaky ny filoham-poko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara afa-tsy ny an’ny fokon’i Levỳ izay hametrahanao ny anaran’i Aharôna, satria tehina iray ihany isaky ny filoham-poko. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. La Bible en Malgache Fa ny anaran’i Arona no hosoratanao amin’ny tehin’i Levy; fa tehina iray avy no ho an’ny lohan’ny fianakaviany. |