Nomery 17:11 - Baiboly Katolika
Ary hoy i Môizy tamin’i Aarôna: «Alao ny fanembohana ary asio afo avy eo ambonin’ny ôtely, asio zava-manitra, ka mandehana faingana eo amin’ny fiangonana, dia manaova ny fanonerana ho azy ireo, fa efa nivoaka avy eo anatrehan’i Iaveh ny fahatezerana, ary efa manomboka ny loza.»
Jereo ny toko
Hoy i Mosesy tamin’i Arona: Alao ny fitondrana afo dia asio afo avy eo amin’ny alitara izany ary asio ditin-kazo manitra ka ento haingana eo amin’ny fiangonana ary manaova fanavotana ho azy; fa efa mivoaka avy amin’NY TOMPO ny fahatezerana ary efa miantomboka ny areti-mandringana.
Jereo ny toko
ary hoy i Mosesy tamin’i Aharôna: –Raiso ny fitaovam-panembohana, dia asio vainafo avy amin’ny alitara sy vovo-javamanitra ary mankanesa haingana eo amin’ny fiangonana ka manaova ny fombam-pivavahana hahazoany famelan-keloka. Fa efa nisafoaka ny fahatezeran’ny TOMPO ary efa miantomboka ny areti-mandringana.

Ary hoy Mosesy tamin’i Arona: Alao ny fitondran-afo, ka asio afo avy eo ambonin’ny alitara izy, dia asio ditin-kazo manitra, ka ento faingana eo amin’ny fiangonana, ka manaova fanavotana ho azy; fa efa mivoaka avy tamin’i Jehovah ny fahatezerana, ary efa miantomboka ny areti-mandringana.
Jereo ny toko
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Alao ny fitondran'afo, ka asio afo avy eo ambonin'ny alitara izy, dia asio ditin-kazo manitra, ka ento faingana eo amin'ny fiangonana, ka manaova fanavotana ho azy; fa efa mivoaka avy tamin'i Jehovah ny fahatezerana, ary efa miantomboka ny areti-mandringana.