Nomery 15:6 - Baiboly Katolika Raha ondralahy no atao sorona dia lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; DIEM PROTESTANTA Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra Baiboly Protestanta Malagasy Ary ho fanampin’ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina; Malagasy Bible Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina; La Bible en Malgache Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; |
izay hanao ny fanatitra ho an’i Iaveh, dia hanolotra lafarina tsara indrindra ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo ampahefatry ny hina, hatao fanatitra,
hanao fanatitra hararaka, divay hampahefatry ny hina, miaraka amin’ny sorona dorana, na ny sorom-pihavanana, isan-janak’ondry.
ary divay ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra araraka, mba ho fanolorana misy hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.