Nomery 15:36 - Baiboly Katolika
Dia navoakan’ny fiangonana rehetra tany ivelan’ny toby izy; ka notoraham-bato, dia maty, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Jereo ny toko
Dia namoaka azy ho eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo ka nitora-bato azy, dia maty izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ihany.
Jereo ny toko
Dia navoakan’ny fiangonana iray manontolo teny ivelan’ny toby izy, ka notorahany vato ary maty. Izany manko no nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Jereo ny toko
Dia navoakan’ny fiangonana iray manontolo teny ivelan’ny toby izy, ka notorahany vato ary maty. Izany manko no nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Jereo ny toko
Dia namoaka azy ho eny ivelan’ny toby ny fiangonana rehetra ka nitora-bato azy, ka maty izy,–dia araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy ihany.
Jereo ny toko
Dia namoaka azy ho eny ivelan'ny toby ny fiangonana rehetra ka nitora-bato azy, ka maty izy, dia araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ihany.
Jereo ny toko
Dia namoaka azy ho eny ivelan’ny toby ny fiangonana manontolo ka nitora-bato azy, dia maty izy, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ihany.
Jereo ny toko