Izany no hatao amin’ny isan’omby iray, sy isan’ondralahy iray, ary isan-janak’ondry na zanak’osy iray.
Nomery 15:12 - Baiboly Katolika Araka ny isan’ny zavatra hatolotrareo hatao sorona, dia hanaovanareo toy izany tsirairay avy, araka ny isany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. DIEM PROTESTANTA Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Baiboly Protestanta Malagasy Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra aterinareo. Malagasy Bible Tahaka izany no hataonareo amin'izy rehetra, araka ny isan'ny zavatra aterinareo. La Bible en Malgache Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. |
Izany no hatao amin’ny isan’omby iray, sy isan’ondralahy iray, ary isan-janak’ondry na zanak’osy iray.
Hataon’ny tompon-tany rehetra toy izany ireo zavatra ireo raha manatitra sorona atao amin’ny afo izy, ho fanatitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.