Ny terak’i Manase, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Nomery 1:35 - Baiboly Katolika dia nisy 32.200, no voasoratra ho isan’ny fokon’i Manase. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Manase dia roanjato sy telo arivo sy telo alina. Baiboly Protestanta Malagasy izay voalamina avy tamin’ny firenen’i Manase dia roan-jato amby roa arivo sy telo alina. Malagasy Bible izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Manase dia roan-jato amby roa arivo sy telo alina. La Bible en Malgache izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Manase dia roanjato sy telo arivo sy telo alina. |
Ny terak’i Manase, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Ny terak’i Benjamina, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,