Ary natolotr’i Jôaba ny mpanjaka ny boky nisy ny isam-bahoaka, ka nisy 800.000, ny lehilahy mpiantafika, mahatan-tsabatra, tamin’i Israely, ary 500.000 ny lehilahy tamin’i Jodà.
Nomery 1:27 - Baiboly Katolika dia nisy 74.600 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Jodà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Joda dia eninjato sy efatra arivo sy fito alina. Baiboly Protestanta Malagasy izay voalamina avy tamin’ny firenen’i Joda dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina. Malagasy Bible izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Joda dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina. La Bible en Malgache izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Joda dia eninjato sy efatra arivo sy fito alina. |
Ary natolotr’i Jôaba ny mpanjaka ny boky nisy ny isam-bahoaka, ka nisy 800.000, ny lehilahy mpiantafika, mahatan-tsabatra, tamin’i Israely, ary 500.000 ny lehilahy tamin’i Jodà.
Ny terak’i Jodà, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Ny terak’i Isakara, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatàm-piadiana,