Ny taranak’i Gada, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Nomery 1:25 - Baiboly Katolika dia nisy 45.650 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Gada. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Gada kosa dia dimampolo sy eninjato sy dimy arivo sy efatra alina. Baiboly Protestanta Malagasy izay voalamina avy tamin’ny firenen’i Gada dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina. Malagasy Bible izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Gada dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina. La Bible en Malgache izay voaisa avy tamin’ny fokon’i Gada kosa dia dimampolo sy eninjato sy dimy arivo sy efatra alina. |
Ny taranak’i Gada, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Ny terak’i Jodà, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,