I Jakôba kosa nankao Sokôta, dia nanao trano ho azy sy nanao trano tomboka ho an’ny biby fiompiny koa. Izany no nanaovana ny anaran’io tany io hoe Sokôta.
Nehemia 8:14 - Baiboly Katolika Ka hitan’izy ireo voasoratra ao amin’ny lalàna izay nandidian’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy, fa tsy maintsy mitoetra an-tranolay ny zanak’i Israely, mandritra ny fety amin’ny volana fahafito, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hitany voasoratra teo amin’ny lalàna izay nampandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo ny Zanak’Israely amin’ny andro firavoravoana amin’ny volana fahafito DIEM PROTESTANTA Dia hitany voasoratra tao amin’io lalàna izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy io, fa tokony hitoetra amina tranotomboka ny Israelita mandritra ny fankalazana ny Tranotomboka amin’ny volana fahafito. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hitany voasoratra tao amin’io lalàna izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy io, fa tokony hitoetra amina tranotomboka ny Israelita mandritra ny fankalazana ny Tranotomboka amin’ny volana fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hitany voasoratra teo amin’ny lalàna, izay nampandidian’i Jehovah an’i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo ny Zanak’Isiraely amin’ny andro firavoravoana amin’ny volana fahafito, Malagasy Bible Dia hitany voasoratra teo amin'ny lalàna, izay nampandidian'i Jehovah an'i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin'ny trano rantsan-kazo ny Zanak'Isiraely amin'ny andro firavoravoana amin'ny volana fahafito, La Bible en Malgache Dia hitany voasoratra teo amin’ny lalàna izay nampandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo ny Zanak’Israely amin’ny andro firavoravoana amin’ny volana fahafito |
I Jakôba kosa nankao Sokôta, dia nanao trano ho azy sy nanao trano tomboka ho an’ny biby fiompiny koa. Izany no nanaovana ny anaran’io tany io hoe Sokôta.
Nanao fetin’ny Tabernakla, araka ny voasoratra koa izy, ka nanatitra ny sorona dorana isan’andro isan’andro, araka ny isany voadidin’ny lalàna hatao isan’andro.
Ny andro faharoa dia nivory teo amin’i Esdrasa mpanora-dalàna, ny loham-pianakavian’ny vahoaka rehetra, mbamin’ny mpisorona sy ny Levita, mba handavorary kokoa ny fianarany ny tenin’ny lalàna.
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Amin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io, no fetin’ny tabernakla, mandritra ny hafitoana, ho fankalazana an’i Iaveh.