Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jaona 7:2 - Baiboly Katolika

2 Nony efa akaiky ny fetin’ny Jody atao hoe fetin’ny Tranolay,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Efa akaiky moa ny andro firavoravoan’ny Jiosy, dia ny fetin’ny Trano rantsan-kazo,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Efa akaiky kosa ny fankalazana fanaon’ny Jiosy, dia ny fankalazana ny Tranolay;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Efa akaiky kosa ny fankalazana fanaon’ny Jiosy, dia ny fankalazana ny Tranolay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary efa akaiky ny andro firavoravoan’ny Jiosy, dia ny amin’ny Tabernakely,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary efa akaiky ny andro firavoravoan'ny Jiosy, dia ny amin'ny Tabernakely,

Jereo ny toko dika mitovy




Jaona 7:2
10 Rohy Ifampitohizana  

Ka nivory tao amin’i Salômôna mpanjaka avokoa ny lehilahy rehetra amin’i Israely, tamin’ny fety, amin’ny volana Etanima, volana fahafito.


Tamin’izany andro izany, i Salômôna sy i Israely rehetra niaraka taminy, dia olona zavon-tany avy hatrany amin’ny vava lalan’i Emata, ka hatrany amin’ny ranon-driakan’i Ejipta, dia nankalaza ny fety teo anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika nandritra ny fito andro, ary fito andro koa indray, dia 14 andro.


Nanao fetin’ny Tabernakla, araka ny voasoratra koa izy, ka nanatitra ny sorona dorana isan’andro isan’andro, araka ny isany voadidin’ny lalàna hatao isan’andro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra