Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:61 - Baiboly Katolika

Izao no nandeha niala tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adaona, ary Emera, izay tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary izao ireo niakatra avy tany Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adona ary Imera, fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Israely izy na tsia:

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

«Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Isiraely na tsia, izy):

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary izao ireo niakatra avy tany Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba, Adona ary Imera, fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin’ny Israely izy na tsia:

Jereo ny toko



Nehemia 7:61
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no nandeha avy tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adona, Emera, ka tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy:


Ary nisy 392 no tontalin’ny Natineanina sy ny taranaky ny mpanompon’i Salômôna.


ny taranak’i Dalaisa, ny taranak’i Tobia, ny taranak’i Nekôdà, 642.