Ezra 2:59 - Baiboly Katolika59 Izao no nandeha avy tany Tel-Melà, Tel-Harsà, Keroba, Adona, Emera, ka tsy nahalaza ny fianakavian-drainy amam-pirazanany, hanamarina ny maha-Israely azy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201159 Ireto kosa no niakatra avy tany Tela-Mela, Tela-Harsa, Keroba-Adana ary Imera; fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ny Israely na tsia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA59 Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba sy Adanà ary Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara59 Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba sy Adanà ary Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy59 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ny Isiraely, na tsia): Jereo ny tokoMalagasy Bible59 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): Jereo ny toko |