Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:38 - Baiboly Katolika

ary nisy 3.930, ny zanak’i Senaà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny zanak’i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.

Jereo ny toko



Nehemia 7:38
4 Rohy Ifampitohizana  

ary nisy 3.630 ny taranak’i Senaà.


Ny taranak’i Senaà no nanao ny vavahadin’ny Hazandrano, nataony teo ny sakamandimby, dia nalatsany ny lela-vavahady, mbamin’ny karetsaka sy ny barany;


nisy 721 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Onô;


Mpisorona: 973 ny taranak’i Idaiasa, avy amin’ny fianakavian’i Jôsoe;