Nehemia 7:28 - Baiboly Katolika nisy 42 ny mponina tao Beta-Azmôta; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mponina tany Bety-Azmaveta: Roa amby efapolo; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Bety-Hazmavety dia nisy lehilahy 42; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Bety-Hazmavety dia nisy lehilahy 42; Baiboly Protestanta Malagasy ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo; Malagasy Bible ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo; La Bible en Malgache ny mponina tany Bety-Azmaveta: Roa amby efapolo; |
sy Bety-Galgalà, ary ny faritanin’i Gebà sy i Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin’ny manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.