Nehemia 7:20 - Baiboly Katolika nisy 655 ny taranak’i Adìna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Hadîna dia nisy lehilahy 655; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Hadîna dia nisy lehilahy 655; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; Malagasy Bible ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; La Bible en Malgache ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato; |
tamin’ny taranak’i Adàna, i Abeda zanak’i Jonatàna, mbamin’ireo 50 lahy izay niaraka taminy;