Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 3:10 - Baiboly Katolika

Teo anilany dia i Jedaiasa zanak’i Haromafa no nanamboatra tandrifin’ny tranony; ary teo anilany dia i Hatosa zanak’i Haseboniasa no nanamboatra.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Jedaia, zanak’i Haromafa, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Hatosy, zanak’i Hasabnia.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nanarakaraka io, dia i Jedaià zanakalahin’i Haromafa no namboatra ny manda tandrifin’ny tranony; ary teo an-kilan’io, dia i Hatosy zanakalahin’i Hasabneià.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanarakaraka io, dia i Jedaià zanakalahin’i Haromafa no namboatra ny manda tandrifin’ny tranony; ary teo an-kilan’io, dia i Hatosy zanakalahin’i Hasabneià.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak’i Haromafa, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak’i Hasabnia.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak'i Haromafa, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak'i Hasabnia.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Jedaia, zanak’i Haromafa, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Hatosy, zanak’i Hasabnia.

Jereo ny toko



Nehemia 3:10
7 Rohy Ifampitohizana  

i Fasora, i Amariasa, i Melkiasa,


i Hatosa, i Sebeniasa, i Melòka,


Ny laniny sasany amin’ny manda sy ny tilikambon’ny fatana fandoroana kosa, namboarin’i Melkiasa zanak’i Herema sy i Hasoba zanak’i Fahata-Moaba.


Manarakaraka ireo, dia i Benjamina sy i Hasoba nanamboatra teo an-tandrifin’ny tranony. Manarakaraka ireo, i Azariasa zanak’i Maasiasa zanak’i Anania, nanamboatra teo akaikin’ny tranony.


Namboatra teo anilany, i Rafaiasa zanak’i Hora, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Jerosalema.


Ary hoy ny Levita, Jôsoe, Kedmiela, Banỳ, Hasebniasa, Sarebiasa, Odaiasa, Sebniasa, Fatatiasa: «Mitsangàna ianareo ka misaora an’i Iaveh Andriamanitrareo, mandrakizay mandrakizay! «Hisaorana anie ny Anaranao be voninahitra, izay mihoatra noho ny fisaorana amam-piderana rehetra!