Feno lehilahy sy vehivavy ny trano, tao avokoa ireo filohan’ny Filistinina; tany ambonin’ny tafo koa nisy olona sahabo ho telo arivo, na lahy na vavy, izay nijery an’i Samsôna nandihy.
Mpitsara 9:51 - Baiboly Katolika Nisy tilikambo fiarovana mafy tao afovoan-tanàna, ka nandositra tao ny mponina rehetra tao an-tanàna na lahy na vavy, nohidian’izy ireo ny varavarana nony tafiditra, dia niakatra tany ambony tafon’ny tilikambo izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa nisy manda avo sady mafy teo afovoan’ny tanàna; nandositra tao ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra ary ireo lehibe rehetra tao an-tanàna ka nihidy tao ary niakatra teo an-tampon’ny manda avo. DIEM PROTESTANTA Nisy tilikambo fiambenana mafy tao afovoan-tanàna, koa nandeha nialoka tao avokoa ny mponina rehetra na lahy na vavy mbamin’ireo lehiben’ny tanàna: nohidiany ny varavarana ary niakatra teny an-tampon-trano izy rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy tilikambo fiambenana mafy tao afovoan-tanàna, koa nandeha nialoka tao avokoa ny mponina rehetra na lahy na vavy mbamin’ireo lehiben’ny tanàna: nohidiany ny varavarana ary niakatra teny an-tampon-trano izy rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy Fa nisy tilikambo mafy tao anatin’ny tanàna, ka nandositra tao ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy ary izay rehetra tao an-tanàna ka nihidy tao, dia niakatra teo an-tampon’ny tilikambo izy. Malagasy Bible Fa nisy tilikambo mafy tao anatin'ny tanàna, ka nandositra tao ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy ary izay rehetra tao an-tanàna ka nihidy tao, dia niakatra teo an-tampon'ny tilikambo izy. La Bible en Malgache Fa nisy manda avo sady mafy teo afovoan’ny tanàna; nandositra tao ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra ary ireo lehibe rehetra tao an-tanàna ka nihidy tao ary niakatra teo an-tampon’ny manda avo. |
Feno lehilahy sy vehivavy ny trano, tao avokoa ireo filohan’ny Filistinina; tany ambonin’ny tafo koa nisy olona sahabo ho telo arivo, na lahy na vavy, izay nijery an’i Samsôna nandihy.
Dia nandeha hamely an’i Tebesa i Abimeleka, ka nanao fahirano an’i Tebesa sy nahafaka azy.
Nandroso teo amin’ny tilikambo i Abimeleka, dia namely azy, sy nanatona ny varavaran’ny tilikambo mba handoro azy amin’ny afo.