Fahizay kosa nisy Sirianina nanao andiany ka nivoaka, ary nitondra zazavavy kely anankiray avy amin’ny tanin’i Israely, izay tonga mpanompon’ny vadin’i Naamàna.
Mpitsara 9:34 - Baiboly Katolika Dia niainga mbola alina i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy, ka nanao otrika tao akaikin’i Sikema, nizara efa-toko. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. DIEM PROTESTANTA Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin’i Sekema, Malagasy Bible Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin'i Sekema, La Bible en Malgache Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. |
Fahizay kosa nisy Sirianina nanao andiany ka nivoaka, ary nitondra zazavavy kely anankiray avy amin’ny tanin’i Israely, izay tonga mpanompon’ny vadin’i Naamàna.
Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza ary mirotsaha amin’ny tanàna; ka rehefa hivoaka hamely anao i Gaala sy ny vahoaka momba azy, dia asio, araka izay azonao atao amin’izay».
Ary nivoaka i Gaala, zanak’i Obeda, ka nipetraka teo am-bavahadin’ny tanàna. Tamin’izay dia niainga avy ao am-panotrehana i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy.