Ary tonga niaraka tamin’ny rahalahiny i Gaala, zanak’i Obeda, ka nankany Sikema izy. Natoky azy ny mponina tao Sikema,
Mpitsara 9:30 - Baiboly Katolika Nandre ny vavan’i Gaala, zanak’i Obeda, i Zebola, governoran’ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. DIEM PROTESTANTA Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa ren’i Zebola, komandin’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. Malagasy Bible Ary rehefa ren'i Zebola, komandin'ny tanàna, ny tenin'i Gala, zanak'i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. La Bible en Malgache Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. |
Ary tonga niaraka tamin’ny rahalahiny i Gaala, zanak’i Obeda, ka nankany Sikema izy. Natoky azy ny mponina tao Sikema,
Nahoana re no tsy izaho no lehiben’ireto vahoaka ireto? Horoahiko mihitsy i Abimeleka». Dia hoy izy tamin’i Abimeleka: «Hamaroy ny miaramilanao, ka mivoaha».
Nandefa iraka mangigìna tany amin’i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: «Indro i Gaala, zanak’i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin’ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao;
Dia nijanona tao Romà i Abimeleka, ary i Zebola kosa nandroaka an’i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony.