Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Noho ianao rahalahiko va no tokony hanompoanao ahy maina? Ka lazao ahy izay karamanao?»
Mpitsara 9:3 - Baiboly Katolika Dia nolazain’ireo anadahin-dreniny avokoa izany teny rehetra momba azy izany, ho henon’ny mponina rehetra tao Sikema; ka nitongilana tamin’i Abimeleka ny fon’izy ireo, fa nifampilaza hoe: «Rahalahintsika izy». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nilaza ny momba azy teo anatrehan’ireo lehibe rehetra tao Sekema ireo anadahin-dreniny ka nitondra izany teny rehetra izany, dia nirona tamin’i Abimeleka ny fony, fa hoy izy ireo: Rahalahintsika izy. DIEM PROTESTANTA Dia lasa ireto anadahin-drenin’i Abimelèka namerina izany teny rehetra izany tamin’ireo mponin’i Sekema. Koa nanapa-kevitra ireo fa homba an’i Abimelèka satria havany ihany izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia lasa ireto anadahin-drenin’i Abimelèka namerina izany teny rehetra izany tamin’ireo mponin’i Sekema. Koa nanapa-kevitra ireo fa homba an’i Abimelèka satria havany ihany izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny anadahin-dreniny nilaza azy teo anatrehan’ny mponina rehetra tao Sekema ka nanao izany teny rehetra izany; koa ny fon’ireo dia ta-hanaraka an’i Abimeleka, fa hoy izy: Rahalahintsika izy. Malagasy Bible Ary ny anadahin-dreniny nilaza azy teo anatrehan'ny mponina rehetra tao Sekema ka nanao izany teny rehetra izany; koa ny fon'ireo dia ta-hanaraka an'i Abimeleka, fa hoy izy: Rahalahintsika izy. La Bible en Malgache Ary nilaza ny momba azy teo anatrehan’ireo lehibe rehetra tao Sekema ireo anadahin-dreniny ka nitondra izany teny rehetra izany, dia nirona tamin’i Abimeleka ny fony, fa hoy izy ireo: Rahalahintsika izy. |
Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Noho ianao rahalahiko va no tokony hanompoanao ahy maina? Ka lazao ahy izay karamanao?»
Dia nisy olona tonga nilaza tamin’i Davida, nanao hoe: «Tafaraikitra amin’ny fanarahana an’i Absalôma ny fon’ny lehilahy amin’i Israely.»
Mirehareha amin’ny fitsiriritany ny ratsy fanahy; manamavo an’i Iaveh ny mpandroba mandoza.