Genesisy 29:15 - Baiboly Katolika15 Ary hoy i Labàna tamin’i Jakôba: «Noho ianao rahalahiko va no tokony hanompoanao ahy maina? Ka lazao ahy izay karamanao?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Indray andro dia hoy i Labàna tamin’i Jakôba: –Noho ny maha havako anao ve dia hanompo ahy maimaim-poana ianao? Koa lazao amiko, inona no ho karamanao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Indray andro dia hoy i Labàna tamin’i Jakôba: –Noho ny maha havako anao ve dia hanompo ahy maimaim-poana ianao? Koa lazao amiko, inona no ho karamanao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza hianao, dia hanompo ahy maina va? Lazao amiko izay ho karamanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 dia hoy Labana taminy: Moa na dia rahalahiko aza ianao, dia hanompo ahy maina va ? Lazao amiko izay ho karamanao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Fa hoy i Labana tamin’i Jakoba: Moa na dia havako aza va ianao dia hanompo ahy maina? Lazao amiko izay tokony ho karamanao. Jereo ny toko |