Tamin’izany andro izany no nanomezan’ny olona anarana an’i Jedeôna hoe Jerobaala, fa nataony hoe: «Aoka i Baala hiaro tena aminy, satria noravany ny ôteliny.»
Mpitsara 8:29 - Baiboly Katolika Ary nody i Jerobaala zanak’i Jôasy, ka nonina tao an-tranony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony. DIEM PROTESTANTA Ary i Jerobahala na hoe Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, dia niverina nonina tany an-tranony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Jerobahala na hoe Gidehôna, zanakalahin’i Jôasy, dia niverina nonina tany an-tranony. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nandeha Jerobala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony. Malagasy Bible Dia nandeha Jerobala, zanak'i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony. La Bible en Malgache Lasa nandeha i Jerobaala, zanak’i Joasy, ka nitoetra tao an-tranony. |
Tamin’izany andro izany no nanomezan’ny olona anarana an’i Jedeôna hoe Jerobaala, fa nataony hoe: «Aoka i Baala hiaro tena aminy, satria noravany ny ôteliny.»
Vao maraina koa dia nifoha i Jerobaala, dia i Jedeôna izany, mbamin’ny vahoaka rehetra izay tao aminy ka lasa teo ambonin’ny loharano tao Harada. Ny tobin’i Madiàna kosa, dia teo avaratry ny an’i Jedeôna akaikin’ny havoana Môre amin’ny tany lemaka.
Dia voaetry teo anatrehan’ny zanak’i Israely i Madiàna, fa tsy nahatraka ny lohany intsony, ka nandry efapolo taona ny tany tamin’ny andron’i Jedeôna.
Dia nirahin’i Iaveh i Jerobaala, i Badana, i Jefte, ary i Samoela, ka nanafaka anareo tamin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo izy, dia nandry feizay, teo amin’ny fonenanareo ianareo.