Mpitsara 5:26 - Baiboly Katolika
Ny tanany anila mandray ny tsima-day, ary ny tanany havanana ny tantanan’ny mpiasa. Dia asiany i Sisarà, vakìny ny lohany; torotoroiny, gorobahany ny fihirifany.
Jereo ny toko
Nandray ny tsatòkan-day ny tanany, ny tanany havanana no nandray ny tantanan’ny mpiasa, dia namely an’i Sisera tamin’ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; nahapotika sy nahaboroaka ny fihirifany izy.
Jereo ny toko
Avy eo noraisiny tamin’ny tanan-kavia ny tsimaday ary tamin’ny tanan-kavanana ny tantanan’ny mpiasa, dia nasiany ka vaky ny lohan’i Siserà; ary nataony gorobaka ny fihirifany.

Ny tànany nandray ny tsima-day, Ary ny tànany ankavanana nandray ny tantanan’ny mpiasa, Dia namely an’i Sisera tamin’ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; Namely mafy izy, dia nahaboroaka ny fihirifany.
Jereo ny toko
Ny tànany nandray ny tsima-day, Ary ny tànany ankavanana nandray ny tantanan'ny mpiasa, dia namely an'i Sisera tamin'ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; Namely mafy izy, dia nahaboroaka ny fihirifany.