Kanefa hanaovana loka no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokom-pianakaviany avy no hahazoany ny zarataniny.
Mpitsara 21:17 - Baiboly Katolika Dia hoy izy ireo: «Ny lovan’ireo afa-nandositra dia aoka ho raikitra fa an’i Benjamina ihany, mba tsy ho voafongotra amin’i Israely ny foko iray. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy ireo: Tsy maintsy mahazo lova izay afa-nandositra amin’ny Benjamina mba tsy hisy foko iray izay fongotra amin’ny Israely. DIEM PROTESTANTA Fa tokony hisy taranaka mpandova ireo Benjaminita sisa velona mba tsy ho fongotra ny foko iray amin’i Israely. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa tokony hisy taranaka mpandova ireo Benjaminita sisa velona mba tsy ho fongotra ny foko iray amin’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy izy: Tsy maintsy mahazo lova ny Benjamita izay afa-nandositra, mba tsy hisy firenena iray fongotra amin’ny Isiraely. Malagasy Bible Ary hoy izy: Tsy maintsy mahazo lova ny Benjamita izay afa-nandositra, mba tsy hisy firenena iray fongotra amin'ny Isiraely. La Bible en Malgache Dia hoy ireo: Tsy maintsy mahazo lova izay afa-nandositra amin’ny Benjamina mba tsy hisy foko iray izay fongotra amin’ny Israely. |
Kanefa hanaovana loka no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokom-pianakaviany avy no hahazoany ny zarataniny.
dia tsy hifindra maso ny lovan’ny zanak’i Israely, fa samy ho eo amin’ny lovan’ny fokon-drainy avy no hipetrahan’ny zanak’i Israely.
Ary hoy ny loholon’ny fiangonana: «Inona no hataontsika hahazoan’ireo sisa vady; fa efa ringana ny vehivavy tamin’i Benjamina?»
Fa isika tsy mahazo manome amin’ny zanatsika ho vadin’izy ireo», satria efa nianiana ny zanak’i Israely nanao hoe: «Ho voaozona anie izay manome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjaminita.»