Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 20:20 - Baiboly Katolika

Nandroso ny lehilahy amin’i Israely hiady amin’ny an’i Benjamina ary nilahatra ny lehilahy amin’i Israely hamely azy teo anoloan’i Gabaà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Niainga ny lehilahin’ny Israely hiady amin’ny Benjamina; nilahatra ny lehilahin’ny Israely hiady aminy tao akaikin’i Gibea.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary niroso hifanandrina amin’ny Benjaminita izy ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary niroso hifanandrina amin’ny Benjaminita izy ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary nivoaka ny lehilahy amin’ny Isiraely hiady amin’ny Benjamita; ary nilahatra ny lehilahy amin’ny Isiraely hiady aminy tao akaiky an’i Gibea.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary nivoaka ny lehilahy amin'ny Isiraely hiady amin'ny Benjamita; ary nilahatra ny lehilahy amin'ny Isiraely hiady aminy tao akaiky an'i Gibea.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Niainga ny lehilahin’ny Israely hiady amin’ny Benjamina; nilahatra ny lehilahin’ny Israely hiady aminy tao akaikin’i Gibea.

Jereo ny toko



Mpitsara 20:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia niainga maraina ny zanak’i Israely, ka nitoby tandrifin’i Gabaà.


Fa nivoaka avy eo Gabaà ny taranak’i Benjamina tamin’izay, ary lehilahy roa arivo sy roa alina tamin’i Israely no nataony maty niampatra tamin’ny tany androtr’io ihany.