Mpitsara 18:30 - Baiboly Katolika
Natsangan’ny taranak’i Dana ho azy ireo ilay sarin-javatra voasikotra; ary i Jonatàna, zanak’i Gersama zanak’i Môizy, dia izy sy ny zanany no mpisoron’ny fokon’i Dana mandra-pahatongan’ny andro namaboana ny tany.
Jereo ny toko
Dia natsangan’ny taranak’i Dana ilay sarin-javatra voasokitra; ary i Jonatana, zanak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, sy ireo zanany lahy, no mpisorona ho an’ny fokon’i Dana hatramin’ny fotoanan’ny fahababoana.
Jereo ny toko
Ary natsangan’ireo ilay sampy nataon’i Mikà; ka i Jônatàna zanakalahin’i Gersôma sady zafikelin’i Mosesy no nanjary mpisoron’ny foko danita. Ny taranak’i Jônatàna no nitana io andraikitra io ambara-pahatonga ny andro famaboana izany tany izany.

Dia natsangan’ny taranak’i Dana ilay sarin-javatra voasokitra; ary Jonatana, zanak’i Gersoma, zanak’i Mosesy, sy ny zanany, no mpisorona ho an’ny firenen’i Dana hatramin’ny andro namaboana ny tany.
Jereo ny toko
Dia natsangan'ny taranak'i Dana ilay sarin-javatra voasokitra; ary Jonatana, zanak'i Gersoma, zanak'i Mosesy, sy ny zanany, no mpisorona ho an'ny firenen'i Dana hatramin'ny andro namaboana ny tany.