Mpitsara 18:10 - Baiboly Katolika
Rehefa tonga any dia hiditra ao amin’ny vahoaka mandry tsy amin’ahiahy ianareo. Malalaka ny tany, ary efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananareo, ary ao amin’izany toerana izany dia hita izay rehetra mety hisy eto ambonin’ny tany.»
Jereo ny toko
Raha mandeha ianareo dia ho tonga any amin’ny olona tsy manana ahiahy sy any amin’ny tany malalaka; fa efa natolotr’Andriamanitra ho eo an-tananareo izany, dia tany tapi-javatra irina etỳ ambonin’ny tany.
Jereo ny toko
Fa raha tonga any ianareo dia hamantana mponina tsy manana ahiahy ao anatin’ny faritany midadasika. Hatolotr’Andriamanitra anareo izany faritany misy ny ilaina rehetra eto ambonin’ny tany izany.

Raha mandeha hianareo, dia ho tonga any amin’ny olona tsy manana ahiahy sy any amin’ny tany malalaka; fa efa natolotr’Andriamanitra ho eo an-tànanareo izany; dia tany tapi-javatra irina atỳ ambonin’ny tany.
Jereo ny toko
Raha mandeha ianareo, dia ho tonga any amin'ny olona tsy manana ahiahy sy any amin'ny tany malalaka; fa efa natolotr'Andriamanitra ho eo an-tananareo izany; dia tany tapi-javatra irina atỳ ambonin'ny tany.