Nony injay efa revon-kafaliana ny fon’izy ireo, dia hoy izy: «Ampanalao i Samsôna hampilalao antsika.» Dia nalaina tany an-tranomaizina i Samsôna, ka nandihy teo anatrehan’izy ireo. Teo anelanelan’ny andry izy no napetraka.
Mpitsara 16:26 - Baiboly Katolika Ary hoy i Samsôna tamin’ilay zatovo nitantana azy: «Avelao kely aho hitsapa ny andry manohana ny trano sy hiankina aminy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy. DIEM PROTESTANTA Tamin’izay i Samsôna dia nangataka tamin’ilay zatovo nitantana azy hoe: –Tariho kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny tempoly mba hiankinako aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay i Samsôna dia nangataka tamin’ilay zatovo nitantana azy hoe: –Tariho kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny tempoly mba hiankinako aminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Samsona tamin’ny zatavo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy. Malagasy Bible Ary hoy Samsona tamin'ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy. La Bible en Malgache Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy. |
Nony injay efa revon-kafaliana ny fon’izy ireo, dia hoy izy: «Ampanalao i Samsôna hampilalao antsika.» Dia nalaina tany an-tranomaizina i Samsôna, ka nandihy teo anatrehan’izy ireo. Teo anelanelan’ny andry izy no napetraka.
Feno lehilahy sy vehivavy ny trano, tao avokoa ireo filohan’ny Filistinina; tany ambonin’ny tafo koa nisy olona sahabo ho telo arivo, na lahy na vavy, izay nijery an’i Samsôna nandihy.