Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 16:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Tamin’izay i Samsôna dia nangataka tamin’ilay zatovo nitantana azy hoe: –Tariho kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny tempoly mba hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Tamin’izay i Samsôna dia nangataka tamin’ilay zatovo nitantana azy hoe: –Tariho kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny tempoly mba hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Ary hoy i Samsôna tamin’ilay zatovo nitantana azy: «Avelao kely aho hitsapa ny andry manohana ny trano sy hiankina aminy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary hoy Samsona tamin’ny zatavo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary hoy Samsona tamin'ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 16:26
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny tempoly anefa tamin’izay dia feno lehilahy sy vehivavy ary tao koa ny mpanjaka filistinina rehetra; ankoatra izany, teo an-tampontrano dia nisy olona tokony ho telo arivo, izay nijery an’i Samsôna nanao fanalana hamohamo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra