Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 13:11 - Baiboly Katolika

Dia nitsangana i Manôe, ka nanaraka ny vavy nankany amin-dralehilahy sy nanao taminy hoe: «Ianao va izany niteny tamin’ity vehivavy ity izany?» Hoy ny navaliny: «Izaho.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia nitsangana i Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Ianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dRavehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia nanaraka ny vadiny avy hatrany i Manôà, ka nankany amin-dralehilahy ary nanontany azy hoe: –Ianao ve ilay lehilahy izay niteny tamin’ny vadiko? Ka novaliany hoe: –Eny, izaho no izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nanaraka ny vadiny avy hatrany i Manôà, ka nankany amin-dralehilahy ary nanontany azy hoe: –Ianao ve ilay lehilahy izay niteny tamin’ny vadiko? Ka novaliany hoe: –Eny, izaho no izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia nitsangana Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Hianao moa ilay lehilahy miteny tamin-dravehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia nitsangana Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Hianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dravehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia nitsangana i Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Ianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dRavehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.

Jereo ny toko



Mpitsara 13:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Toy ny nitandremanao ny teninao tamin’i Davida raiko, mpanomponao, fa notanterahin’ny tananao ny efa voalazan’ny vavanao, araka izao hita anio izao.


Efa mby akaiky an’i Jerikô i Jôsoe, no nanopy maso nijery, ka indro nisy lehilahy anankiray nitana sabatra voatsoaka nijoro teo anatrehany; dia nanatona azy i Jôsoe, ka nanao taminy hoe: «Momba anay va ianao sa momba ny fahavalo?»


Dia hoy i Manôe: «Amin’izao àry rehefa tanteraka ny teninao, inona no tsy maintsy tandremanay momba izany zaza izany, ary inona no tsy maintsy atao ho azy?»


Ka hoy ny navalin’ilay Anjelin’i Iaveh an’i Manôe: «Hifady izay rehetra voalazako taminy ravehivavy;


Dia niantso an’i Iaveh i Manôe tamin’izay ka nanao hoe: «Tompo ô, raha sitrakao, dia aoka hiverina atỳ aminay indray ilay olon’Andriamanitra nirahinao, ka hanoro izay tokony hataonay amin’ny zaza ho teraka».