Hatrany Harôera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo anatin’ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsîka, fa natolotr’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika daholo.
Mpitsara 11:22 - Baiboly Katolika lasany avokoa ny faritan’ny Amôreana, hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka, ary hatramin’ny efitra ka hatrany Jordany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana. DIEM PROTESTANTA manomboka hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka, ary hatreo amin’ny taniefitra atsinanana ka hatrany amin’ny ony Jôrdàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara manomboka hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka, ary hatreo amin’ny taniefitra atsinanana ka hatrany amin’ny ony Jôrdàna. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin’ny efitra ka hatrany Jordana. Malagasy Bible Dia nahazo ny tanin'ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin'ny efitra ka hatrany Jordana. La Bible en Malgache Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana. |
Hatrany Harôera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo anatin’ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsîka, fa natolotr’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika daholo.
Tsy nisy nakaikenao anefa ny tanin’ny taranak’i Amôna, ary na aiza na aiza koa teo amoron’ny ranon-driaka Jabaoka, na ny tanàna eo amin’ny tendrombohitra na ny toerana rehetra efa nandraran’i Iaveh Andriamanitsika anao.
Koa ankehitriny, rehefa noroahin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely ny Amôreana, teo anoloan’i Israely vahoakany, ianao indray ve no handroaka an’i Israely hiala ao?