I Sehôna anefa, tsy ampy fitokiana an’i Israely mba hamela azy hamaky ny taniny. Namory ny vahoakany rehetra i Sehôna, ka nitoby tao Jasà, dia niady tamin’i Israely.
Mpitsara 11:19 - Baiboly Katolika Tao i Israely, dia nandefa iraka ho any amin’i Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, mpanjakan’i Hesebona, ary hoy i Israely taminy: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho, hankany amin’ny taninay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay. DIEM PROTESTANTA Ary nandefa iraka ho an’i Sihôna mpanjaka amôrita izay nanjaka tao Hesbôna ny Israelita, ka nangataka taminy mba hahazo hamaky ny faritaniny hatrany amin’ny toerana izay halehany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nandefa iraka ho an’i Sihôna mpanjaka amôrita izay nanjaka tao Hesbôna ny Israelita, ka nangataka taminy mba hahazo hamaky ny faritaniny hatrany amin’ny toerana izay halehany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay. Malagasy Bible Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay mpanjakan'i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin'ny fonenanay. La Bible en Malgache Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay. |
I Sehôna anefa, tsy ampy fitokiana an’i Israely mba hamela azy hamaky ny taniny. Namory ny vahoakany rehetra i Sehôna, ka nitoby tao Jasà, dia niady tamin’i Israely.