Ka hoy i Jakôba tamin’i Faraôna: «Telopolo amby zato taona no andron’ny fivahiniako. Sady fohy no ratsy ny andro niainako, fa tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ny fivahiniany.»
Mpitoriteny 8:3 - Baiboly Katolika aza maika hiala eo anatrehany. Aza mikiribiby amin’ny zavatra tsy mety, fa izay sitrany rehetra azony atao avokoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aza malaky manalavitra azy; aza mikikitra amin’ny raharaha ratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa; DIEM PROTESTANTA ka aoka tsy halaky hiendaka aminy. Aoka tsy hikiry amin’ny zavatra ratsy ianao, fa azon’ny mpanjaka atao avokoa izay sitrany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka aoka tsy halaky hiendaka aminy. Aoka tsy hikiry amin’ny zavatra ratsy ianao, fa azon’ny mpanjaka atao avokoa izay sitrany. Baiboly Protestanta Malagasy Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin’ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa; Malagasy Bible Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin'ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa; La Bible en Malgache Aza malaky manalavitra azy; aza mikikitra amin’ny raharaha ratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa; |
Ka hoy i Jakôba tamin’i Faraôna: «Telopolo amby zato taona no andron’ny fivahiniako. Sady fohy no ratsy ny andro niainako, fa tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ny fivahiniany.»
Anaka, matahora an’i Iaveh sy ny mpanjaka, ary aza mba miharoharo amin’ny olona mpanakorontana.
Raha misondrotra tezitra aminao ny fon’ny mpanapaka, aza miala eo amin’ny fitoeranao, fa ny fahatsindriam-po mahasakana hadisoana be vava.
Noho ny fahalalako fa ianao dia mafy hatoka, ary anjam-by ny vozonao, sy varahina ny handrinao,