Ny vavaka nataony, ny nihainoan’Andriamanitra an’izany, ny fahotany amam-pahadisoany, ny toerana nanorenany fitoerana avo, sy nananganany aserah aman-tsarin-javatra, talohan’ny nanetreny tena, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny Tenin’i Hôzaia.
Matio 7:8 - Baiboly Katolika fa izay rehetra mangataka no mahazo, izay mitady no mahita, ary izay mandondòna no hovohana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana. DIEM PROTESTANTA Fa izay rehetra mangataka no mahazo; izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa izay rehetra mangataka no mahazo; izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohàna. Baiboly Protestanta Malagasy Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandòndòna no hovohana. Malagasy Bible Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana. La Bible en Malgache Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana. |
Ny vavaka nataony, ny nihainoan’Andriamanitra an’izany, ny fahotany amam-pahadisoany, ny toerana nanorenany fitoerana avo, sy nananganany aserah aman-tsarin-javatra, talohan’ny nanetreny tena, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny Tenin’i Hôzaia.
Aza misy andriamani-kafa eo aminao, aza mivavaka amin’ny andriamanitry ny vahoaka hafa.
Hidera azy ry zareo mankahala an’i Iaveh, ary ho azo antoka mandrakizay, ny faharetan’i Israely.
Fa izay rehetra mangataka no mahazo; izay mitady no mahita, ary izay mandondòna no vohaina.
Ary hoy ny Tompo taminy: «Mitsangàna, ka mandehana any amin’ny lalana atao hoe Mahitsy; tadiavo ao an-tranon’i Jodà, fa misy lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsa efa mivavaka izy izao.»