Matio 5:2 - Baiboly Katolika ka niloa-bava Izy nampianatra azy, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanomboka niteny Izy ka nampianatra azy ireo hoe: DIEM PROTESTANTA Dia niteny i Jesoa ka nampianatra azy rehetra hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny i Jesoa ka nampianatra azy rehetra hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe: Malagasy Bible Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe: La Bible en Malgache Dia nanomboka niteny Izy ka nampianatra azy ireo hoe: |
Mihainoa, fa manan-java-tsoa holazaina aho, ary misokatra hampianatra ny mahitsy ny molotro.
mba ho tanteraka ny tenin’ny mpaminany manao hoe: «Hiloa-bava hilaza fanoharana aho, ary hanambara zavatra izay miafina hatramin’ny nanaovana an’izao tontolo izao.»
Ary nony nahita ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra teo an-tendrombohitra, ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany,
Dia niloa-bava i Piera ka nanao hoe: «Hitako marina tokoa fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra:
Nony niloa-bava ndeha hamaly i Paoly, dia hoy i Galiôna tamin’ny Jody: «Ry Jody, ny amin’ny ratsy natao, na ady heloka no ihainoako ny fitorianareo;
Ary i Filipo niloa-bava, nanomboka tamin’ireo tenin’ny Soratra Masina ireo, ka nitory an’i Jesoa taminy.
dia ho ahy koa, mba homena ahy ny hiloa-bava an-kasahiana, hampahafantatra ny hevi-miafina ambaran’ny Evanjely,