Natao iray fasana tamin’ny ratsy fanahy Izy; ary eo amin’ny mpanan-karena nony efa maty, nefa tsy mba nanao ny tsy marina, ary tsy mba nisy fitaka teo am-bavany.
Matio 27:57 - Baiboly Katolika Nony hariva ny andro, dia nisy lehilahy manan-karena anankiray avy any Arimatia atao hoe Josefa, izay mpianatr’i Jesoa koa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony hariva ny andro dia tonga ny lehilahy mpanankarena iray, avy any Arimatia, Josefa no anarany, ary izy koa dia mpianatr’i Jesosy. DIEM PROTESTANTA Nony hariva ny andro, dia tonga ity lehilahy mpanankarena avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia; i Jôsefa no anarany ary mpianatr’i Jesoa ihany koa izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony hariva ny andro, dia tonga ity lehilahy mpanankarena avy any amin’ny tanàna atao hoe Harimatia; i Jôsefa no anarany ary mpianatr’i Jesoa ihany koa izy. Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony hariva ny andro, dia avy ny lehilahy manan-karena anankiray, avy any Arimatia, ny anarany atao hoe Josefa, ary izy koa dia mpianatr’i Jesosy. Malagasy Bible Ary nony hariva ny andro, dia avy ny lehilahy manan-karena anankiray, avy any Arimatia, ny anarany atao hoe Josefa, ary izy koa dia mpianatr'i Jesosy. La Bible en Malgache Nony hariva ny andro dia tonga ny lehilahy mpanankarena iray, avy any Arimatia, Josefa no anarany, ary izy koa dia mpianatr’i Jesosy. |
Natao iray fasana tamin’ny ratsy fanahy Izy; ary eo amin’ny mpanan-karena nony efa maty, nefa tsy mba nanao ny tsy marina, ary tsy mba nisy fitaka teo am-bavany.
Tanterak’izy ireo ny zavatra rehetra voasoratra momba Azy, vao nesoriny tamin’ny hazo Izy, ka naleviny tao am-pasana.
Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin’ny tendrombohitra Efraima, atao hoe Elkanà, zanak’i Jerôhama, zanak’i Eliò, zanak’i Taohò, zanak’i Sofa; Efrateanina izy io.
Raha efa izany dia niverina any Ramà izay misy ny tranony izy, dia nitsara an’i Israely tao, ary nanorina ôtely tao ho an’i Iaveh.