Kanjo ankehitriny nony mangozohozo aho, mifaly sy mivory izy ireo, mivory takona ahy, hamely ahy ny mpanoso-dratsy; mamiravira ahy tsy an-kijanona izy ireo.
Matio 27:44 - Baiboly Katolika Dia nandatsa Azy toy izany koa iretsy jiolahy roa izay niaraka nofantsihana taminy tamin’ny Hazofijaliana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboina Taminy. DIEM PROTESTANTA Dia nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka taminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin’ny hazofijaliana. Malagasy Bible Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin'ny hazo fijaliana. La Bible en Malgache Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboina Taminy. |
Kanjo ankehitriny nony mangozohozo aho, mifaly sy mivory izy ireo, mivory takona ahy, hamely ahy ny mpanoso-dratsy; mamiravira ahy tsy an-kijanona izy ireo.
Nisy jiolahy roa niara-nofantsihana taminy tamin’ny Hazofijaliana, ny anankiray teo ankavanany, ary ny anankiray teo ankaviany.
Aoka i Kristy mpanjakan’i Israely hidina hiala amin’ny hazofijaliana amin’izao, mba ho hitantsika ka hinoantsika.» Dia ireo niara-nofantsihana taminy avy koa no naneso Azy.
Fa tsy nitady ny hahafaly ny Tenany i Kristy; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsan’izay nandatsa anao dia nihatra tamiko.
Raha misy tsy manam-pahendrena aminareo, dia aoka izy hangataka izany amin’Andriamanitra, fa homeny azy tokoa izany; satria sady manome malalaka ho an’ny olona rehetra Izy no tsy mba mandatsa.