Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 27:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Dia nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboina Taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Dia nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Dia nandatsa Azy toy izany koa iretsy jiolahy roa izay niaraka nofantsihana taminy tamin’ny Hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin'ny hazo fijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:44
7 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo nony lavo kosa aho, dia faly ireo sady mivorivory, mivorivory mba hamely ahy; vahiny tsy fantatro akory aza no tsy mitsaha-mivazavaza amiko.


Tamin’izay dia nisy jiolahy roa nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka tamin’i Jesoa, ka ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany.


Aoka ilay Mesia, Mpanjakan’i Israely, hidina avy eo amin’ny hazofijaliana ankehitriny, mba ho hitantsika ka hinoantsika! Dia naneso an’i Jesoa koa ireo niara-nohomboana taminy.


Satria i Kristy koa tsy nikatsaka izay hahafaly ny tenany, fa araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.»


Kanefa raha misy aminareo tsy manam-pahendrena, dia aoka izy hangataka amin’Andriamanitra fa homeny; satria manome malalaka ho an’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy mba mandatsa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra